Loading...

VM 25-11-2011 TIM ANDRIAPAMAKY: Tsy miandry ny Filoha ny fidirana gvt

319 views

Loading...

Loading...

Loading...

Rating is available when the video has been rented.
This feature is not available right now. Please try again later.
Uploaded on Nov 25, 2011

Tao Andriampamaky,distrikan'i Manjakandriana androany ny fihaonamben'ireo solontenan'ny Antoko TIM avy @ commune 8, nitarika ny delegasiona avy @ foiben'ny antoko tamin'izany ny depioté Mamitiana. Nanana solontena avokoa ireo communes 8! Nandritra ny lahateny nifandimbiasana no nanamafisan'izy ireo fa "miandry mafy ny fahatongavan'ny filoha Marc Ravalomanana eto antanindrazana ny vahoaka"! tsapa hoy izy ireo h@ izay ny zavabitan'ny filoha R8, nambaran'ny solontenan'ny vehivavy avy ao @ commune Andriampamaky fa miaina @ tahotra izy ireo ankehitriny noho ny afitsoky ny jiolahy, sarotra na dia ny mivoaka ny trano aza. Fa ny solontenan'ny Sadabe kosa dia nitaraina fa tsy misy ny fahandriampahalemana, tsy nahazo zezika intsony ny tantsaha, ary adino ny fanamian'ny mpianatra. Fa nambaran'ny depioté Mamitiana fa "tsy ho dilan'io herinandro ho avy io ny fodian'ny filoha MR8, @ herinandro ho avy io no ho tanterahina eto ny sommet des 4 chefs de file. Ilaina ny tetezamita iaharana mitantana hoy izy mba ahafahana manomana ny fifidianana madio. Raha tsy tonga eto Mscar ny filoha MR8 dia sarotra ny fandaminana, ka tokony hakambana ny hery ho an'ny mpanao politka ahatongavana @ izany. Mikasika ny fandraisana anjara ao @ gvnm dia nomarihany fa tsy voatery hiandry izay fahatongavan'ny filoha R8 izay izany raha toa ka tanterahina antsakany sy andavany ny feuille de route,matoa mbola tsy ao anatin'io gvnm io ny ankolafy telo hoy izy dia tsy mbola notanterahina ny soridalana. @ Alarobia ho avy izao dia hisy ny fivoriamben'ny solontenan'ny Antoko TIM manerana ny dist Manjakandriana, ao Bel air no hanatontosana izany ka hitarika io fotoana io ny depioté Lydià.

Loading...

When autoplay is enabled, a suggested video will automatically play next.

Up next


to add this to Watch Later

Add to

Loading playlists...