Upload

Loading icon Loading...

This video is unavailable.

VM 25-08-2011: "Mihetsiketsika ny foza ..."

Sign in to YouTube

Sign in with your Google Account (YouTube, Google+, Gmail, Orkut, Picasa, or Chrome) to like Tiana Maharavo's video.

Sign in to YouTube

Sign in with your Google Account (YouTube, Google+, Gmail, Orkut, Picasa, or Chrome) to dislike Tiana Maharavo's video.

Sign in to YouTube

Sign in with your Google Account (YouTube, Google+, Gmail, Orkut, Picasa, or Chrome) to add Tiana Maharavo's video to your playlist.

Uploaded on Aug 25, 2011

"Mihetsiketsika ny foza, Mihetsiketsika ny foza", izany no horakorak'ireo mpitolona mafana fo nanao izay famerenana ny taniny ho amin'ny ara-dàlana teny Ambohijatovo.
Mbola mitohy izany "fihetsiketsehana" izany. Mihemotra amin'ny fanapahan-kevitra noraisiny izy ireo ka raha notohanana ny fiverenan'ny Filoha RAVALOMANANA Marc dia ekena indray ankehitriny. Miova hevitra isaky ny mihetsika ka izao indray dia mampiantso fivoriana hanaovana sonia ny tondro-zotran'ny SADC. Ramino Paul no miseho hitarika izany @ Alatsinainy ho avy izao ka miantso vondrona politika sy ny fiaraha-monim-pirenena ary ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Tsy mampilamin-tsaina ny mpanaraka izany fihemorana izany ka mahatonga fahaverezan-tsaina goavana. Mbola fihemorana hafa ihany koa ny hoe nafahana ny Col. RALITERA kanefa dia samborina indray. Tsy matotra tamin'ny fandraisana fanapahan-kevitra politika noraisiny. Na dia nogadrainy aman-taonany aza io manam-boninahitra io dia tsapa fa maro ny manam-boninahitra toa azy vonona hanaraka azy.

Mihetsiketsika ny foza! Lt. Col. Charles iniana avoaka any Tsiafahy. Tetika maizina ataon'ny FAT io. Araka ny vaovao teny amin'ny Magro dia misy mission an'i Charles ka toy izao: Atao attaché militaire any Frantsa ny tenany dia hanaovana Visa ary hamono hahafaty ny Filoha Ravalomanana any Afrika Atsimo. Tsy nanaiky izany izy fa naniry hijanona miaraka amin'ireo miaramila namany.

Ny Frantsay no ambadik'izao fihetsiketsehana rehetra izao. Mandeha an-jambany fotsiny ny FAT ka rehefa nampahafatarin'ny reny malalany an'ireo "mpanao politika" malagasy mihetsiketsika ireo hoe ireto olona ireto no ho lasa exilé vao taitra sy mamaky takotra.

Loading icon Loading...

Loading icon Loading...

Loading icon Loading...

Loading icon Loading...

Ratings have been disabled for this video.
Rating is available when the video has been rented.
This feature is not available right now. Please try again later.

Loading icon Loading...

Loading...
Working...
to add this to Watch Later

Add to