Loading...

KUNG FU WISA - TSIROANOMANDIDY.avi

2,735 views

Loading...

Loading...

Loading...

Rating is available when the video has been rented.
This feature is not available right now. Please try again later.
Published on Aug 16, 2011

Haiady sinoa manana ny mahaizy azy ny Kung Fu. Anisan'ny niara-dàlana tamin'ny tantaram-pirenena. Amin'ny akapobeny dia ilaina fifehezan-tena sy fahamatorana ity haiady iray ity izay ampiasana ny faritra rehetra amin'ny vatana miaraka amin'ny fampiasana fitaovam-piadiana isan-karazany. Manaraka akaiky ny toe-draharaha eto amintsika izy ireo ary efa nahavita nanome fampitandremana an'i Andry rajoelina manoloana ny famoretana ataony. Ao anatin'izany safoto izany no hanohizan'izy ireo ny fihaonambe manerana ny faritra maro isan-karazany

Loading...

When autoplay is enabled, a suggested video will automatically play next.

Up next


to add this to Watch Later

Add to

Loading playlists...