Alert icon
We're changing our privacy policy. This stuff matters.  Learn more  Dismiss

Ny herinao tompo ô

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
29,060
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Aug 11, 2008

El Shaddai

Category:

Music

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 1 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (17)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Tompo oh !! ianao tokoa no hery ho hentina miatrika izao fihainana izao,ary misaotra @ zay rehetra nataonao sy ny mbola ho hataoanao @ fihainako,tsara Jejovah,

    Amen !!

    (Canada )

  • Ny tananao manohana ahy, Aza avela aho hiala aminao, Tompo o f'eo aminao, Ianao no heriko. Misaotra Tompo fa tsy mahafoy na mahasaraka anay tokoa ianao. Misaotra fa malala eo imasonao tokoa izahay.

  • Raha tsy ianao Tompo o ! tsy mahefa na inona na inona izahay !

    Misaotra anao fa mbola ianao no mampijoro sy mampitraka anay @ziogan'ny fiainana !

  • marina b ny voalazan'ny tono-kira, amen!!!

  • @rovitra Ah ok, je comprends mieux =)

    Yé, marina mihitsy ka Amen Amen Amen.

    Misaotra betsaka dia tahiny Tompo

  • @LandiiLiCious Si nous ne comptons que sur notre propre force nous ne pourrons rien faire (Raha ny hery ato anatiko mety ho reraka) mais si nous laissons Dieu régner en nous, puisque Dieu est fort, alors nous serons forts aussi. Il combattra à notre place. J'espère que j'ai pu t'aider!

    Samy tahian'i Jesosy e!

  • Andriamanitra o raha izaho irery mety ho reraka fa fantatro fa Ianao ato anatiko, mahery, tompon'ny fahefana. IAnao no heriko Tompo.

  • Très belle chanson. mais j'ai une question:

    Pourquoi vous dites "Raha ny hery ato anatiko mety ho reraka?" alors qu'au début vous dites "Ny herinao no heriko"? Ny heriny Tompo tsy reraka mitsy... C'est juste une question parce que je ne comprends pas hun, ce n'est pas une critique =).

    Tahiny Jesosy daholo

  • Manjaka ao anatintsika ny Herin'ny Tompo refa mino sy matoky Azy ka mampijoro antsika hatrany ra sendra olana na tafiotra @ fiainana.

    Tsy misy zay tsy vitany Tompo na inona io na inona noho ny Heriny mahagaga ary A/tra tompon'ny fiainana Izy ary Izy Irery iany no mandahatra ny andro sy ny fotoana

  • MITADY ANAO MAFY AHO TOMPO Ö AZA MAMELA AHY HO IRERY SATRIA NY FITIAVANAO NO MBOLA MAMPIJORO AHY ANDROANY MITADY ANAO FATRATRA AHO. Sandy/France

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more