Misaotra anao zahay - Ndriana Ramamonjy

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
49,421
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Oct 22, 2006

Misaotra anao zahay - Ndriana Ramamonjy

Category:

Music

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 2 dislikes

Link to this comment:

Share to:

Top Comments

  • Misaotra tompoko o !

    Faly ny foko manana anao Jehovah o!

    Misaotra anao lalandava noho ireo soa maro efa narotsakao!

    Inona ary no havaliko anao !?...

    Misaotra betsaka o !

  • misaotra anao tompo fa lehibe ny fitiavanao, misaotra anai noho reo fitahina sy fitiavana omanao anay isan andro,

see all

All Comments (13)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Tsy ho voavaly mihitsy ny soa vitanao ry tompo . Ny hitanisa azy aza fa sarotra maika fa ny hamaly?

  • betsaka tokoa ny soa nomeny antsika, ny iriny dia ny mba hifankatiavantsika é! raha mba vitantsika izany dia izay vao ato hoe:mpianany isika. mahereza daholo é!

  • misaitra Andriamanitra fa mpamaly vavaka ianao!!

  • NY toa izao no mahakasika sy manentana ny fanahin'ny Malagasy .... ka mahavelom-panantenana fa mety hisy ihany ny lalana ahafahana mifandray tanana sy mifamela ary mifanampy indray,. Tsy ny politika foana no voatery hibahana ny saina ary hanapotika ny fihavanantsika.

    Mirary soa ny rehetra.

  • Mahatsirao tokoa ny soa lehibe nomen'ny Tompo ! ary ny peinture ( tableau mampiseho ny fitiavany Jesosy  taminy fahafatesany teo amin'ny hazo fijaliana ) nataonao dia hatsiarovanay ano mandrakariva ry Ndrian !

    Maherezà indrindra !

  • Misaotra anao ry Tompo noho reo soa nomenao, eny fa na dia tao anatin'ny alaelo aza de teo ianao namafa ny ranomaso, misaotra indrindra,

  • Mankasitraka indrindra amin'ny fampaherezana ny tarika Ndriana Ramamonjy. Ny Tompo hanafy hery ny tsirairay mba ho tena fitaovana mahomby amin'ny asa fanompoana ny Tompo sy ny fitoriana an'i Jesosy Kristy izay natao sorona noho ny fahotantsika ka nampihavana antsika amin'Andriamanitra Ray. Tsy ho foana tsy akory ny fikelezana aina.

  • Inona tokoa no havaliko Anao Krist , noho ireo soa maro vitanao tamiko, tena misaotra indrindra fa tena mampihetsy po be le hira, misaotra ny Ndiana Ramamonjy, misaotra indindra ny Mozika koa, samy ho tahian'i TOMPO é

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more