Te hiverina aho (Izaho ilay Bandy...) - Fafah
Loading...
9,802
Loading...
Top Comments
see all
All Comments (14)
-
Tena tadidiko tsara ity hira ity ka ! mahafinaritra
Fa iza moa ireo manao clip ireo?
-
Mahatsiaro ny fahazazana!!!..tsaraaaaaaaaaaa
aa -
sarotra ny mahita io hira io mifampiraharaha @ TVM
-
Misaotra eh, tena mampahatsiaro ny fahiny ,
-
mampatsiarotsiaro izany ity hira ity , ary tena mahalasa saina ...
-
tsara ity vazo ity ka!!
-
efa ela no nitadiavako an ty hira ty
Loading...
Jean le bandit.........!!!!
rast12ify 4 months ago 4
tsy NONO ve io ?
hasinafab 5 months ago