Uploaded by tmravo on Jul 31, 2011
Miomana ny kaominina Antehiroka fa tsy maintsy mody ny Filoha RAVALOMANANA Marc. Ataonay izay hahalany azy amin'ny fifidianana Filoham-pirenena ato ho ato. Fihodinana tokana ihany no atao hoy ny Ben'ny Tanana RANDRIANARISON Patricia Andriantavison raha niresaka tamin'ny mpanao gazety izy nandritra ny fanetsiketsahana nataon'ny TIM Antehiroka. Mitsinjo ny sosialim-bahoaka ny Ben'ny Tanana. Miasa mangina ny tenany ka "aoka ny vahoaka no hitsara" raha ny amin'ireo zava-bita maro. Hisokatra ny BIF na ny Birao Ifoton'ny Fananan-tany eo anivon'ny Kaominina.
Nisy ny fandraisana fitenenana nataon'ny solotenan'ny Tim Foibe izay notarihan'ny depiote isany Jules ANDRIAMAHOLISON sy Rodin RAKOTOMANJATO. Mila hamafisina ny refitra ifotony hoy izy ireo. Efa natao ny famenoana ny Birao Nasionaly eo ampiandrasana ny fahatongavan'ny Filoha RAVALOMANANA an-tanindrazana.
MTM : Asa sosialy.
Anosiala, Kianjan'ny Barcelonne, no nanaovan'ny Fikambanana Mamiko ny Taniko Madagasikara (MTM) hetsika ara-tsosialy hanampiana ireo mpampianatra FRAM amin'ny ZAP Anosiala sy ny FKT Anosiarivo. Tonga nanatitra ny fanampiana sora-bola mitentina Ar 1 000 000 Ar avy ny Filohamboninahitry ny Fikambanana Rtoa RASOAMAROMAKA sy Atoa Henri RAKOTOMALALA. Nisy ny lalaom-pirahalahiana baolina kitra nokarakarain'ireo tanoran'ny Fikambanana.
-
0 likes, 0 dislikes
9:17
Andry Rajoelina Ambohidratrimo VMby Tetezamita201091 views
1:35
mydago com Ben'ny Tanana RANDRIANARISON Patricia Andriantavison 30 jul 11by tiavaninamanao72 views
5:59
Izy Ireo (Sora-dihy)- Performance exceptionnelle a Nanchang Jiangxiby PoeEAllan272 views
11:03
VM 23 07 2011 - HOLOCAUSTE GASY - TIM ALAKAMISY ANOSIALAby tmravo39 views
4:14
FLASH 18 08 2011by tmravo35 views
2:39
nanda thanayanagamisuva ... Mantapa Prabhakara Upadhyaby yakshamanchi343 views
1:47
Miandry anao::Anyahby rabehasy8,237 views
3:14
Izy irery::Mireilleby rabehasy10,494 views
6:23
AP 30-07-2011 TMRby tmravo43 views
4:36
Nady & Ris-Orangis 2ème partieby madasport399 views
4:06
New Liberian Music 2011 LIB PETER G CAN I SAY 2by 110baa6,504 views
4:49
Handwashing Dance NCM 102 IMCCby angelolegna22,028 views
2:17
Alpha Rho, Alpha Phi Alpha Morehouse College Market Friday Spring 2011by 1924AlphaRho15,780 views
23:32
AP 13-07-2011: FANAZAVANA NY FANAPAHAN-KEVITRY NY CPSby tmravo101 views
4:18
La Pelle Nera - Orchestra Avanzi di Balera Ascoli Picenoby AvanzidiBaleraLive127 views
12:05
AP 09-12-2011 TSY AVELAN'IREO LEHIBEHANY HIVOAKA IREO MIARAMILA GADRA POLITIKAby tmravo62 views
2:36
MUESTRARIO - Espacio Joven - PISO- Tecnopolis 30-07-11by celiaarguellorena170 views
8:30
VM 09-12-2011 HIVOAKA ALOHAN'NY KRISMASY NY GADRA POLITIKA REHETRAby tmravo67 views
2:43
Andry Rajoelina Ambohidratrimo VFby Tetezamita2010250 views
5:01
Eden Eternal Crystal Altar [Money Making Guide]by GuideToDeath24,137 views
- Loading more suggestions...
Link to this comment:
All Comments (0)