Raha tam Andron'ny Revolision Sosialista klou de mahazo matoky le mpamorona azy ity fa tsy maintsy HIGADRA mafy mintsy e ! ataovy eo nge Portos sy zafera ... ahitantsika azy e ! Tsy maintsy hanjavona ndray ny vary nilaharana am 4 maraina !
Atao aôna re ol a!! zao sisa itany Ra8 atao. tsis firenena etiny tsony de manao video kely zara fa vita kely eny... Mahay kosa le ol ko. Fa tsy t@ androndra Ra8 ve no nalaza ny hira fozafoza rehetre e!!! Reny tsy mba dj reny tsy maalala zany boite sy mix zany... bye bye Ra8, fa anay ny tanàna.....
ary aiza i Ravalomanana Richard?sa lery no coach?
lavorary 2 weeks ago
LOL, mahay manduh be kay r zareo reto ah, bravo ry foza orana ahh!!
TheSipamanja 2 weeks ago
mdr tsis otran zany, mahay nareo eh
lovanthoni 4 months ago
mlay e!
TheFanjalalaina 7 months ago
Raha tam Andron'ny Revolision Sosialista klou de mahazo matoky le mpamorona azy ity fa tsy maintsy HIGADRA mafy mintsy e ! ataovy eo nge Portos sy zafera ... ahitantsika azy e ! Tsy maintsy hanjavona ndray ny vary nilaharana am 4 maraina !
benasy11 8 months ago
Danse de Foza marina kele !!
Biancachou1 11 months ago
Ptdrrr!!! hahahahaha !!! Ca C tro cool!!!
reo ny tovovavy ny Gasikara an! Manja kely. :p.
Biancachou1 11 months ago
Atao aôna re ol a!! zao sisa itany Ra8 atao. tsis firenena etiny tsony de manao video kely zara fa vita kely eny... Mahay kosa le ol ko. Fa tsy t@ androndra Ra8 ve no nalaza ny hira fozafoza rehetre e!!! Reny tsy mba dj reny tsy maalala zany boite sy mix zany... bye bye Ra8, fa anay ny tanàna.....
narindraheri 1 year ago
love it
raossy06 1 year ago
hahahhahahha
fanirintsoa 1 year ago