Hitanao eto amin'ny sary ny marché communal Alasora, izay ao ambany tetezan'Ankadindratombo no misy azy. Koa satria nisy olana noho ny fiakaran'ny rano teo amin'io toerana io dia tsy mahagaga raha niakatra aty ambony tetezana ny mpivarotra. Sady mamatsy ny mponina izy ireo no mitady ny androaniny ihany koa

rsamfm 4 years ago