Androany no nivoaka (manaitra, tsy mahazatra !) ny voka-piaraha-miasan'ny CCOC sy ny vondrom-panakanto (SETA, SAMOELA, RABOUSSA natevenin'ny mpihira toa an'i JAOJOBY sns...)
Mpampita fotsiny aho ka tsy ho be sasiny fa dia ireo AMPITAPITAO FARAN'IZAY TRATRA ! (NdA)
Nanomboka tamin'ny REVOLISIONA SOSIALISTA .... izao fahantran'ny gasy izao ... iza re ny atidoha nokotrika izany e ???? ... Venteso ry artista namana a !
benasy11 7 months ago
Faudrait qu'elle buzze cette chanson, mais ça n'a pas été le cas malgré l'annonce dans courrier international...
EquariusKL 1 year ago
Marin'izany ry mpanakanto isany a,aza manaiky mits fa riato amin'ny kaotiny reo pams malemy reo...; bina
LYSBIN 1 year ago
Raha tena tia an'i Madagasikara marina ireo mpitondra reo de ahoana no tsy ny ampadroso ny firenena no ataony ?
Mampalahelo ny Malagasy, lasa n'iray de tonga ny anakiray !
Ravaka 2 years ago
Tanindrazana masina.....................
rabezara 2 years ago
ok!cette chanson offre les données qu'est-ce qu'on en fait?Sa mbola hiandry ny vazaha indray hilaza hoe izao no atao??vitantsika foana io e!
rihidem 2 years ago
à qui la faute???
sakanaka08 2 years ago
mba ho hisy,ndray andro any,mpitondra hiady,hitolona,hiasa hoan'ny tombotsoan'ny Mponina malagasy & ny tanindrazana....amen
linomwa 2 years ago