Efa ela loatra ho'aho angamba no aty ka mahita fa hay mbola misy hira teny gasy "mazava" (tsy misy teny vahiny). Mahafinaritra ao an-tsofoko maheno anareo mihira. Mahereza !
Oh, ry Ikalakely, ny lehilahy tsy mandainga mihitsy fa saingy be ierehana ary be adidy.lol.
Tsy le tao @ Jean Aimé ve io bandy miara-mihira io ? niala ngà lery ?
gasikelicanada 2 years ago
J'adore ta vidéo !
DESMYTTER 2 years ago
Manao ahoana daholo ianareo ireo lahy sy vavy,
Efa ela loatra ho'aho angamba no aty ka mahita fa hay mbola misy hira teny gasy "mazava" (tsy misy teny vahiny). Mahafinaritra ao an-tsofoko maheno anareo mihira. Mahereza !
Oh, ry Ikalakely, ny lehilahy tsy mandainga mihitsy fa saingy be ierehana ary be adidy.lol.
Je vous aime tous.
Bisous
ovalie38 3 years ago 2