Loading...
Uploaded by andobe on Nov 18, 2007
fifohazana
Music
Standard YouTube License
mandehana hiany amity lalana iny aminy marina isika rehetra fa misy fiafarany any zao tontolo zao e!
MrPhilippedu94 1 month ago
mivavaha ihany isika raholombelona fa ny ho avy mbola tsy fantatra
MrPhilippedu94 2 months ago
Mankasitraka.SCHEPPLER Mahafaly. FRANCE
gasikamanja 5 months ago
fa nahoana re olona dia misy iray manondrana ohatran'io.Inona marina no tena tsy tianao ireo sipa sy bandy mihira azy ve no tsy azoazonao sa ny hira no tena heverinao fa vendrana be...Mba lazao fa mba te tiako ho fantatra.
kotolala 7 months ago
Dia mba zarao ary ny hazo fijalienao
Lazablues 8 months ago
Tompo o tantaninao ny dianay tsirairay avy
ZIZI9939 1 year ago
tsy mora ny lálana mankany an-danitra, tery, mikitoatoana, feno tsilo sy fandrika, nefa ao Jesosy miara-mandeha amintsika zanany ka mampahery hatrany. "Indro Izaho momba anareo mandrakariva mandra-pahatongan' ny fahataperan' izao tontolo izao" hoy Jesosy.
annick331 1 year ago
any amiany ko io a!eny avardrano eny!
yoan857 1 year ago
@tsopatsopa betsileo be !!! Any aminay io e
Ravaka 1 year ago
"Misy hazo fijaliana ho lanjaina @ ' iny lalan'iny ! "
Misaora ny Avo indrindra @ fonao rehetra !
Misaotra tompoko....!
sylvoalias 1 year ago
Load more suggestions