Sambatra ny gasy zany manana reny malefaka sy kantokanto toy izao.Tsy nisy nanana hendrika sy bika toa azy aloha zay reny rehetra teo fa sarotra ny mandainga fa lay dada no tena tsy ..........
aza mba bé fialonana ry malagasy , mba mianara de miezaha fa tsy manaratsy hatrany aotr'zao. tsy itako zay mba tombotsoa t@ iny ra8 nareo iny, sa mba anisan'ireo very seza angah??
Aza atao tratrako eny anelakelan-trano!!
lavorary 2 months ago
@TheTokytoky lol oatran le vadin le Dj ao@caveau ar iou ko. huhuhu
Biancachou1 2 months ago
tena manja b zani sipa zany, io ve tsy le panao volo ao Tsaralalana
TheTokytoky 2 months ago
@1203703 kay enw zan nasian i Lalao ody no natonga anw miteniteny fona kara iou.lol. Asaivo manw discour tsara alou le TasP nareo ty fa Xd.
Biancachou1 4 months ago
Nenarana tsianjery ve sa misy zvtr vakiana ao, hita oe tsy avy am fo le izy.
87belier 5 months ago
mafinaritra é!io ahay mba tsy mpilalao fanafody sy mpamosavy kara lalao R8!
1203703 10 months ago
Sambatra ny gasy zany manana reny malefaka sy kantokanto toy izao.Tsy nisy nanana hendrika sy bika toa azy aloha zay reny rehetra teo fa sarotra ny mandainga fa lay dada no tena tsy ..........
jenylop1 1 year ago
Izy indray izao no renintsika é! ka maninona moa,sady tsy boudin mihintsy an! ilay taloha toa boudin vondraka be fotsiny.
mahita58 1 year ago
Madagascar need U both, Best wishes
anushkahimali 1 year ago
aza mba bé fialonana ry malagasy , mba mianara de miezaha fa tsy manaratsy hatrany aotr'zao. tsy itako zay mba tombotsoa t@ iny ra8 nareo iny, sa mba anisan'ireo very seza angah??
MrTheo974 2 years ago