HAY TEO FOANA I KRISTY
Uploader Comments (mahefampandresy)
Video Responses
All Comments (17)
-
Alleluia !!!
Ny Tompo anie hampitombo ny fahasoavany aminao, amin'ny anaran'i Jesosy Krsitsy Tompontsika no angathiko izany ho anao Amen - Tsarovy fa Andriamanitra mihaino vavaka Izy sad Izy mihitsy anie no efa niteny e!! " izay manantona Ahy dia tsy ho laviko mihitsy" Gob bless you- Amen !!
-
@AndoOlive marina ny fisainanao ary tena partager-ko. Raisiko mandrakariva Izy ary deraiko ny Anarany Masina!!!!
-
tena tsapako tokoa fa eo fona i Kritsy,ontsa ny foko rehefa maeno ny tonon'io hira io a mandinika ny fiainako sy ny fitiavan'Atra ahy
-
Teo foana tokoa i KRISTY, mitady ahy zay nania.
Mahereza ry havako, mihevera ry fireneko
-
J'ADORE!! HAY TEO FOANA KRISTY NITADY AHY ZAY NANIA!!! MERCI!!
-
MISAOTRA E! Latsaka foana ny ranomasoko isaky ny mihaino ity hira ity. Mampieritreritra sady mankahery. Mandom-baravarana Izy fa tsy vohana matetika, sady tsy jamba Izy na Marenina. Miasa Izay, tsy mitsahatra @ fotoana fantany fa mety...
MITADY ny hira: NY HOLATRAO IZAY MANGIDY aho (kapoaka mangidy)...
C'est dommage, ny mpivavaka aty an-dafy, toa hitako miavona, ny ANKAMAROANY, rehefa tonga any Gasikara, tsy mitodika @ mpangataka sy ny mahantra. Mivavaka no atao ho an'ny olon-drehetra.
-
Mankasitraka, mankatelina ... tsy ho hadino velively fa eo foana i Kristy!!
Samia mahery ho feno ny fitahian'i Kristy Tompo ny tsirairay!
-
Zay lay hoe Izaho tsy handao na hahafoy anao akory
-
Izany mihitsy tsy misy afa tsy Jesosy ihany no tsy mba mandao na inona na inona handalovana fa isika matetika no minia tsy mahita Azy sy maheno Azy, Mino aho fa maro ny hitovy hevitra amiko Tsara ny Tompo ary mbol tsy miova ny Fitivany fa mandrakizay ka ra mbola tsy manana an'i Jesosy ianao dia raiso IZY fa fianana sy fiadanana no miaraka Aminy Izy tsy mba mamitaka Izy tsy mba miavona fa ny tanany roa no atolony handraisany anao raha manaiky ianao .
-
MAHAFINARITRA BE SADY MANKAHERY AMIN NY PROBLEMAKO MANKISITRAKA E MISOATRA BE DE BE
SHALOM !!!
Misaotra eh ! Io hira io no NAMPIOVA FO ahy tany amin'ny taona 1995 tany ho any. NY CHORALE FPMA (Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy) any Frantsa no mihira azy io. Manana site web izy ireo raha te-hahalala azy bebe koa ianao fa karohy fotsiny hoe FPMA. Ankasitrako 100% ny hiran'izy ireo ary tena mitondra Hifohazam-panahy sy Hosotra tokoa.
Tahian'ny Tompo Jesosy eh !
mahefampandresy 9 months ago 3