Nambaran'ny Filoha Ratsiraka androany fa "tsy tiany ny tsy fahaizana politika(FAT) misy ankehitriny! Tsy voafidim-bahoaka toa anay elahy (Andry rajoelina io)! Hafa ihany i DEBA sy DADA" hoy ny filoha Ratsiraka t@ hafatra nampitainy t@ pritsy Elakovelo ho an'ny vahoaka malagasy androany teny @ villa Elisabeth Ivandry! Fa ho an'ny Filoha Marc Ravalomanana kosa dia t@ tolakandro teo no nihaona t@ filoha Afrikana tatsimo Jacob Zuma ny tenany! Ny Filoha Zafy Albert kosa dia ho tonga eny @ kianjan'ny Magro Behoririka rahampitso sabotsy 14 mai 2011! mbola nanampahoriana, noho ny fodiamandrin'ny zanadrahalahiny (fianakaviana miaraka @ Rtoa Manorohanta Cécile) ny tenany. Farany dia nambaran'ny filohan'ny fikambanan'ny ben'ny tanàna manerana an'i Mscar Ralaiseheno Guy Maxime fa "ao anatin'ny 10 andro farafahatarany dia tsy maintsy miala i Andry rajoelina sy ny forongony"
Link to this comment:
All Comments (0)