misaotra fa tena tsara ny hiranao voahangy a! tena tiako sady mampatsiaro tsara ny gasikara!! na dia lavitra aza dia tsy hanadino anilay nosy mamy nihaviana e! misaotra!
Mampy tomany ity hira ity ary mampahatsiahy ahy ny tanindrazantsika ,na dia alavitra aza aho dia tsy hanadino na oviana na oviana any gasikara tanindrazako tiako sady tsy foiko ,fa voantery ny fitadiavana ,sy ny fitiavana Vero windsor,ontario canada tena izao mihitsy no nanaovanao ity hira ity misaotra VOAHANGY A !
misaotra Voahangy ah, hafa ihany ny any amintsika eh, tsy atakalo ny hafa! mampamangy ny any an-tanàna! tena manina tokoa maheno ny hiranao zao!
crocosmialao 1 month ago
misaotra fa tena tsara ny hiranao voahangy a! tena tiako sady mampatsiaro tsara ny gasikara!! na dia lavitra aza dia tsy hanadino anilay nosy mamy nihaviana e! misaotra!
jeanfrancoishingoo 6 months ago
I LOVE IT
Elfenehe 2 years ago
Mampy tomany ity hira ity ary mampahatsiahy ahy ny tanindrazantsika ,na dia alavitra aza aho dia tsy hanadino na oviana na oviana any gasikara tanindrazako tiako sady tsy foiko ,fa voantery ny fitadiavana ,sy ny fitiavana Vero windsor,ontario canada tena izao mihitsy no nanaovanao ity hira ity misaotra VOAHANGY A !
Elfenehe 3 years ago