Alert icon
We're changing our privacy policy. This stuff matters.  Learn more  Dismiss

Nanjohy iny lalan'iny

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
755 views
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Nov 9, 2011

Hiran'i Mgr Jean Paul Randriamanana, tsy afaka ao am-bava, namelombelona fanahy rehefa iny nandeha tongotra nitety vohitra mamangy ireo rahalahy sy anabavy any ambanivolo any, hatrany Betatao.... hatrany Mahazoarivo Fandriana, hatrany Mahaditra Fianara...hatrany Belamoty Toliary. R.I.P. monsenera! Misaotra amin'ny be dia be vitanao (hoy i Dedy izay nanao sy nizara ny horonana...)

Category:

Music

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (5)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • ANKEHITRINY SY AMIN'NY TAONA REHETRA MANDRAKIZAY AMENA

    EGLISE ORTHODOXE DE MADAGASCAR (Makarios)

  • Ianao irery no tsy azon'ny ota; mandrakizay ny fahitsianao ary ny fahamarinana ny teninao. Ekeo ry Tompo ny hidiran'ny fanahin'ny mpanomponao Jean Paul Randriamanana any @ toeranam-pialantsasatra izay onenan'ny Olomasina amim-piadanana, fa Ianao irery no feno fitiavana ny olombelona Amena.

    VONINAHITRA ANIE HO AN'NY RAY SY NY ZANAKA ARY NY FANAHY MASINA

    Andriamanitra ô, izay nidina hatrany @ fiainan-tsy hita sy nanapaka ny fatoran'ireo babo, omeo fialantsasatra ny fanahin'ny mpanomponao.

  • Ry Andriamanitry ny fanahy sy ny nofo rehetra ô, izay nandresy ny fahafatesana ary nanorotoro ny devoly sy nanome aina izao tontolo izao, omeo fialantsasatra, ry Tompo ny fanahin'ny mpanomponao Jean Paul Randriamanana any amin'ny toerana feno hazavana, tsy misy sento na fijaliana na alaelo. ianao izay Andriamanitra tsara fo sy feno fitiavana ny olombelona, avelao re izy amin'ny heloka reehtra vitany tamin'ny teny, asa, hevitra satria tsy misy olombelona ka tsy ahitana fahadisoana t@ fiainany

  • Misaotra e! ho sambatra mandrakizay anie izy.

Loading...

Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more