Mazava ny hafatra,hotsaraina daholo isika!efa mba vonona ve? efa nandray an'i Jesosy ho tompo sy Mpamonjy anao manokana ianao? Isaorana Andriamanitra fa sady kanto ny feon-kira ary feno ny hafatra.Hotahian'Andriamanitra ianao rahalahy ary tehirizo, ampiasao ny talenta nomena anao
"na ianao ho ao an-tranon'ny Ray na hijaly mandrakizay' tokoa,anjarako sy anjaranao no mieritreritra
haganiaina 11 months ago
Mazava ny hafatra,hotsaraina daholo isika!efa mba vonona ve? efa nandray an'i Jesosy ho tompo sy Mpamonjy anao manokana ianao? Isaorana Andriamanitra fa sady kanto ny feon-kira ary feno ny hafatra.Hotahian'Andriamanitra ianao rahalahy ary tehirizo, ampiasao ny talenta nomena anao
lebestdebrickaville 1 year ago
Ray ô, misaotra anao fa nampiasanao i Rija mba hidera anao sy hampita hafatra lalina @ alalan' ny Hira!
drochsler 1 year ago
Tsara loatra, mankasitraka ny kanto ataonao ny tenanay Rija a!, tena misy hisaintsainana mintsy kah...
Nanah48 1 year ago
Misaotra e!
974herilala 1 year ago
Kay! mama a! tena tiko beu,mamy mamy beu,tena tiko,izany ka tsiron-kanina,misaotra anao nizara ny kanto,tena @foko no ilazako izany misaotra an.
974herilala 1 year ago