ahh!! au secours ça me fait tt un pot de dépression, 10 000 km c'est pas la porte d'à coté, tena lasa lavitra anareo, tsy masaraka anareo Dada sy Neny...
no kidding! am I crazy or you're pulling my leg? try to get back to your country guy at least once a year, Mscar is our country you know if you don't mind and if that would be possible for you.
Efa ho 27 taona izao no aty europa,ka de fantatro ny tianao ho lazaina .Misaotra nampahatsiaro @ alalan'ny hira izay tena kanto toko.Tsara le choeur reviko.Mes felicitations.Sylvestre
;')
gigikaelaime 2 months ago
Bjr,Tena manja é! hisaorana aby anareo: Mamy Robinson ary ny mpanolotra, mankasitraka,
mahita58 1 year ago
tena mani te hody e,aleo manangombola dia mba mande any na de ho vacances fotsiny aza e
nandreeanne 1 year ago
Many te hody tokoa angé e!!!!!!!!!
sandy57100 2 years ago
soa fa ho any Madagasika ahita an'i dada sy neny efa mba ela kosa izay taty izay
bbblondes95 2 years ago
ahh!! au secours ça me fait tt un pot de dépression, 10 000 km c'est pas la porte d'à coté, tena lasa lavitra anareo, tsy masaraka anareo Dada sy Neny...
many tia hody e!!
mybeep2 2 years ago
mampitsoaka mody ity hira ity ,vero windsor ontario canada but courage e fiainana daholo izany
Elfenehe 3 years ago
madagascar :place of my happiness.
many te hody.
rockhopper300 4 years ago
no kidding! am I crazy or you're pulling my leg? try to get back to your country guy at least once a year, Mscar is our country you know if you don't mind and if that would be possible for you.
stejazz 4 years ago
Many te hody tokoa Rabary.e!
Efa ho 27 taona izao no aty europa,ka de fantatro ny tianao ho lazaina .Misaotra nampahatsiaro @ alalan'ny hira izay tena kanto toko.Tsara le choeur reviko.Mes felicitations.Sylvestre
sylvoalias 4 years ago