Ambondrona-Ny ao anatiko ao(Live)

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
2,319
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Aug 29, 2008

Misy teny avy ao am-po
Teny lafatra tokoa
Nefa tsy haiko holazaina
Ka mampiasa saina Toa tsy sahiko ny hiteny Nefa anio aho dia voatery Ny hamboraka izany Ho anao irery ihany Henoy tsara izao Dia ataovy ao an-tsainao F'efa ela aho no tia
REF:Ny fitia izay nomeko anao Dia hiriko hitoetra rahatrizay Ny ao anatiko ao,hinoako fa tsy ho kilalao Fa haharitra

Tsy haiko aloha raha tsapanao
Ny aingam-panahy anatiko ao
F'hiezaka aho hitory hatrany
Zany ventsoko izany Raiso re raha sitrakao F'angamba tsy ho neninao Ny hanolotra fitia Dia samy hankafy
Toa misy hazavana
Miampy hafanana
Tsapako ao anatiko ao

Category:

Music

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (1)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • il est trop kiffant Kix! trop chou quand il a pris le papier qu'une fan lui a passé! qu'est-ce que jle kiffe!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more