Antsan'i Kristy - tohano mafy
Top Comments
All Comments (12)
-
misaotra tompo
-
Misaotra Ray noho ny fitiavanao - Andriamanitra tia anay tokoa Ianao ka nanoloranao an'i Jesosy Christ ahatanteraka ny famonjena anay satria Andriamanitra tsy mandainga Ianao - ary matoky fa n'inona ninona miatra aminay dia matoky fa eo foana Ianao, eo foana ny tananao mahery mamonjy ary ny Fanahy Masina izay miasa aty anatinay Misaotra Ray Masina tsara indrindra mendrika Anao ny dera laza ary voninahitra Alleluia !!
-
Tohano mafy aho Tompo ô mba tsy hiova lalàna @ izay nitondrainao ahy t@ iny fotaona iny izay nahitako sy nalalako ny famonjenao Jehovah ô!!! amen
-
mider anao jesosy,mafinaritra ilay hira!Amen.
-
A chaque fois que je me trouve dans une épreuve, j'écoute ce morceaux et il me ramène à chaque fois vers le Seigneur notre Dieu pour remonter cette épreuve et on y arrive toujours mes amis.
Andramo ange e !
-
na mafy ny fitsapana, mihatra amiko, ny aina zay sisa ananako, no aza esorina amiko mandrakizay
-
tsara
-
Tohano aho ray ô !! fa Dôzy !! Mamo mila hisilifatra !!!
-
Tohano aho mba tsy hiova lalana
-
Tohano izaho Tompo o! mba tsy hiova lalana
very good God song!!AMAZING
Ashtonk2008 3 years ago 4
Tohano mafy aho, Tompo o
Lovelyphil00 2 years ago 3