Tohiny : tsarovy fa tao avy tao Madagasikara no nipoitra ny Filazantsara. Fa misionera avy aty an-dafy, namaly ny antson'Andriamanitra no nitondra ny fahazavana tany amintsika.
Ho an'ireo zandry mahaleo mahalasa, manan-talenta midera an'Andriamanitra : tandremo dia tandremo ê ! Ny ratsy dia tsy avy amin'ny vazaha fa avy amin'i satana. Satana dia miasa na aiza na aiza ; eny fa na any Madagasikara aza. Soa ihany fa miasa mihoatra an'izany ny Fanahy Masina manerana an'izao tontolo izao. Misy rahalahy sy anabavy tia sy midera an'Andriamanitra koa aty an-dafy.

Zoky ray amandreny mipetraka aty am-pita.
hery1050 11 months ago