pourquoi vous voulez détruire le pays ? tous les deux vous avez bafoué la constitution alors s'il vous plait arrêtez ,souvenez vous de ceci l'AMIRAL n'attend que ça, rassurez vous il est encore très en forme alors pensez Y
1- Fantatr´ingahy tsara ve aloha ny atao heo constitution?
2-Iza no nampianatra mandainga an´ingahy fa dia mibaribary be loatra, sa efa iainana isan´andro toy ny mifoka rivotra izy io?
3-Angaha voatabia hazo ny lapam-panjakana eny Amohitsorohitra ka azo tao hoe omeko an´i ndefo io fa izy no mpiray minisitro?
4- farany, tsy misy andraikitr´ingahy mihitsy izany ny faty olona miseho amin´izao fotoana izao, fa ny an´ingahy dia mizara vola sy mampifoka zava-mahadomelina fotsiny.
o ry le mihinan´ny tainy ty a mangina itena fa mankaleo, tena no tena namorona crise ho an´ny vahoaka malagasy. zao vao maika misondrotra daholo ny PPN, simba daholo ny tanana,nefa ne de nandray tanana milamina sy madio itena t@ napetraka teo e. izao no izy a mba ataovy toy ny hafotsian´ny hoditra ny hafotsian´ny saina fa diso lomorona loatra

phextras 3 years ago