Loading...
Uploaded by riryse on May 15, 2010
LIVE Naly RAKOTOFIRINGA Jeanne NALY
Music
Standard YouTube License
TSARA LOATRA NY FEONAO MADAMÄ Ô!!!
TheRAZAFIMBELO 1 month ago
rhf mahatsiaro an'i dago aty an-tany lavitra aho aty dia mihaino an'ity dia latsaka ny ranomasoko!
ho ela velona anie Madagasikara!
tsara be ny nanaovan'i lilie an'azy
MTitefleur 3 months ago
Tsara tena tsara ! misaotra betsaka tompoko ô
lerougail 4 months ago
Gasigasy tsara
ZIZI9939 7 months ago
@ovalie38 Lily
Indraindray toa Lalatia, indraindray Lily. Iza marina moa ianao ry Ikala ? Asa. Fa toa marevirevy ny feonao. Aza tsiny raha toa ohatra ny mivatravatra ny fitenenako, nefa ny fahamarina tsy mandainga.
ovalie38 7 months ago
... Fandalovana indrisy no sisa... ! ! ! Feno fahatsiarovana tanteraka ary tsy mahatsapa fa tena tsara foana ny hira gasy ! Misaotra ny fifampizarana !
mitovy 11 months ago
Tsara ny mitazona ny maha Malagasy
HUGUES910 1 year ago
Ny fanakarana ny tsara indrindra dia fanomezana aina ny zava-kanto. Amiko dia efa tena tsara ny zavatra atolotra eto.
mraberav 1 year ago
tsara be !!! izay mahavita manao e !!!!
goncamary 1 year ago
Load more suggestions