Alina mangina,lavitry ny tiana.
Alina mangina,tsy misy hafanana
Lavitra anao,mbola hisy hafiriana?
Izaho toa tsy ho tamana
Malahelo aho
Malahelo aho fa tsy eto anilako ianao
Malahelo aho fa lavitra ahy ianao
Toa mangina izany andro
Toa ela voa hiposaka ny masoandro
(Mbola hitohy...)
Mlay be :)
moustakely 2 weeks ago
super,le zik d marion il faut contenu jusqu'à la fin ;)
avotriniaiko 2 months ago
j..j..je..je kiiiiifffffffff troooo <3 <3 :D
mamounaka 3 months ago
Fahatsiarovana be an'ny tambola tanora izany hira izany! Misaotra an'ilay nandefa e:
rovitra 11 months ago
la fille est ma cousine plein de biz pour toi
LYSBIN 1 year ago
is this the official video?anyway it's a nice song
imnotscarednow 2 years ago
la chanson que j' aime le plus. Merci.
deranome 2 years ago