Hiverina Aminao - Fefi

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
11,635
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Apr 11, 2010

Hiverina aminao aho ry Raiko,
Ilay trotraky ny ota natao,
Matoky ny fo sy ny saiko,
Fa tsy mba ho lavinao,

Indro atolotro, ho anao tokoa,
Izany tenako, miaraka amin'ireo alotoako,
Sakambino sy fihino, amin'ny sandrinao,
Mba hialoka ambany elatrao

Variana sy tena sondriana,
Tamin'ny hanina mety lo,
Tsapako raha nanao jery kiana,
Ka manenina mafy tokoa,

Izao ry raiko no ato antsaiko,
Borahiko Aminao,
Ka valio re raha mba misy azonao atao,
Mba sasao ny ranao ireo ota vitako, izay manefitra ahy Aminao,

Hatramin'izao mino aho fa navelanao Ray,
Hiara hitoetra Aminao mandrakizay,
Sambatra aho tretrika aho,
Satria fantatro fa efa namindranao fo,

Hatramin'izao mino aho fa navelanao Ray,
Hiara hitoetra Aminao mandrakizay,
Sambatra aho tretrika aho,
Satria fantatro fa efa namindranao fo (2),

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (3)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Hiverina aho Jesosy! misaotra fa ny fitiavanao dia tsy miova.

  • eo foana ianao miandry ahy na dia nanome lamosina anao ary aho! Indro iverina aho tsy amin'ahiahy!

  • eny ,,,,, hiverina aho,,,

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more