Madagasikara -- Natioraly sy Feom-baliha

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
11,172
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Oct 6, 2009

Madagascar Naturally. Snapshots of Madagascar, featured by a Valiha Music.

TONONKIRA

Ny Soratra Masina milaza
Manambara sy manao hoe
Tsy miantso ny marina fa ny mpanota hibebaka no antsoiny

Fa sao ianao ka manantena hoe
Izaho be vola sy harena
Ka hiavonavona amin'ireto mpiara-monina rahavako

Kanefa tsarovy tompoko
Rehefa tonga ilay andro iafarana
Lamba mena valovitana ihany no anjaranao sombinaina

Manana fandinihana ny dia
Ra mbola velon'aina eto an-tany
Sao ianao manantena ny bika sy ny hatsarana anie ka hiavona

Mahita an'ireo maloto lamba
Na mandalo aza ianao tsy miarahaba
Izany no porofo fa tsy mpihavana re ny velona rahavako

Mba eritrereto sombinaina
Mba diniho koa olo-manan-tsaina
Rahovina re isika no hanana ny firaisana rahavako

Fa toam-baliha re ny fiainana
Ny avo manohana ny iva
Ary ny iva manohatohana ny avo tsy hianjera

Fa landim-boatavo anie ny fiainana
Ny fotony anefa iray ihany
Ka misampatsapana ka tonga maro toy izao anie isika

Efao ny adidinao ra mbola velona
Manana faharetana aza kivy
Fa raha izany re no vita de ho sambatra hatrato ka hatrany

  • likes, 1 dislikes

Link to this comment:

Share to:

Uploader Comments (IchiroHiroyuki)

  • Thanks a lot for sharing!! Pictures are great, music is awesome... I'd like to put it in my blog but only with your permission:)

  • @missTERRYous I am glad you like it! Of course you can put it on your blog.

  • Thanks!

see all

All Comments (20)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • sambatra aho fa malagasy

  • misaotra taminy hira sy ny sary fa dia mampi-te hody e!!!! any zay lay gasikarako e!!!

  • thanks alot for sharing one of the best music from my country nice pictures ... I am feeling to go home the text is so supert

  • tsara ny hiran'ny taniko!!!

  • @IchiroHiroyuki yay thank you very much!!!!

Loading...

Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more