Alert icon
We're changing our privacy policy. This stuff matters.  Learn more  Dismiss

AP 24-11-2011 TONGA NY FILOHA RATSIRAKA

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
11,306
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Nov 24, 2011

Nigadona ny tany Madagasikara ny Filoha Ratsiraka Didier tamin'ny fiaramanina Cors'air Fly. Nisy fahatarana adin'ny iray ka tamin'ny 12.25 no nahatongavany teo Ivato. Nanoroka ny tany Malagasy ny Filoha ary avy eo dia narahiny fampisehoan-kery izany. Nahavita "pompe" 36 ny tenany teo amin'ny Piste d'aterrissage. Araka ny fanazavany dia 9taona x 6 volana izany, fitambaran'ireo fotoana handaozany an'iMadagasikara. Nanahirana ny fakana vaovao teny Ivato. Tositosika sy fandrahonana hamotehana ny fitaovam-piasanan'ny mpanao gazety no niainana tamin'izany. Na dia izany aza hery nasehon'ireo mpiaro ny vahoaka sy ny fannany dia faly sy ravo ny mbomba azy.


Tsy noresahina ny feuille de route fa ny resaka fihaonana an-tampony izay atao eto Antananarivo Madagasikara no antony voalohany nahatongavany. Hanatrika izany fihaonana izany ny Filoham-pirenena 3 mirahalay, i andry rajoelina sy ny filohan'ny antoko manana ny maha izy azy. Nisy ny resaka manokana nifanaovan'ny Filoha roa lahy Ravalomanana Marc sy ity vao tonga tamin'ny alan'ny antso an-tariby. Araka ny tsilian-tsofina dia hoe saika handray fiara-manidina ka ho tonga adiny 3 aorian'ny nahatongavan'ny Amiraly ny Filoha Ravalomanana. Ireo vahoaka teny antoerana, na dia niakanjo jaky mena aza dia hita fa mankasitraka izany fanampahan-kevitra izany. Araka io feo io ihany anefa dia nilaza ny Filohan'ny Troika fa tsy tokony hirotoroto amin'izany ny Filoha Ravalomanana na dia efa vonona hitsena azy aza ireo izay mbola tsy nivoaka ny trano androany.

Aoka ho teny ierana no hitondrana ny tetezamita, hoy izy. Natao izany raha nisy ny fanonganana an'i Zafy Albert, ny tenanay ary tokony hotohizana izany raha miongana ny Filoha Ravalomanana. Tokony mandroso fa tsy mihemotra ny firenena.
Noresahany ny fiainan'ny Antoko AREMA. Nolazainy fa handinika sy handamina izany izy miaraka amin'ireo Etamazaorony. Nisy ny kabary nataony tao Talatamaty. Eny amin'ny Carlton ny tenany ankehitriny.

Any amin'ny Amiraly izany ny mason'ny mpanara-bovao. Handeha ho eny amin'ny Magro Behiririka ve ny tenany mialohan'ny ahatongavan'ny Filoha Ravalomanana? Raha ny teny Kianja sia tsy nisy famoriam-bahoaka teny androany. Tsikaritra ihany koa fa niala tamin'ny toeran'ireo Filoha telo lahy lakilen'ny krizy ny sarin'ny Filoha Ratsiraka.

Category:

News & Politics

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 14 dislikes

Link to this comment:

Share to:

Top Comments

  • hita fa mitampy marina

  • mdr il se croi pour le pape ou koi?

see all

All Comments (50)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • PUtun mais il est niqué la tete ce batard,LELLLLLLLLEEEEEEEEEENNN­NNNNNNAAAAAAA P^^^^^^^^^^^^^ EEE,VAS RENTRE EN FRANCE VIEUX CONN VAS!!!

  • >Tsiory999 >An'la le bois de rose sy vatosoa d volamena ? ela nga ninaneman, D TOHANO NY AMIRALY nLA d ra mafy be d tarito ze oul la !!!!!!! D KINDINDRELALA ELA

  • TOMPOKO LAHY SY TOMPOKO VAVY!!NA NY MAHIA NA NY MATAVI RY TOMPOKO LAHY SY TOMPOKO VAVY D INANEMAN DOOLY NY GASY RAH TS MVAH EO NY KRIZY FA EFA O 2TAONA IZAO KRIZY FONA!!TSISY AFATSY TSENA MORA,VARY MORA,TRANO MORA!!!FA TSISY MITADY AFATSY SEZA MORA,ASA MORA,S0SY MORA,SIPA MORA,ATANIMORA,MOLY MORA,TOAKA MORA HO AN'NY MALAGASY!!!!

  • TGV pangalatra bois de rose sy vatosoa d volamena?efa ataon rajoelina maneman zao mbola manoana anaz ian!!ny masonlisan no tena mtsetsina tay dooly!!dondropory!!!manairana le mresaka am oln ts nianatra!!potika tateraka madagasikara!!ela mo eto antananarivo eto!!inn ny itanlah any am cote any?simba sy rava ar tapitra novarotan rajoelina daholo ny harenan'i madagasikara!!dondropory daholo lisany retraretra!!

  • mieno v sa ts mieno le mahita58?nampiseho ny fietsempony kosa izy ko!!mba faly izy d manao anren!!ts ny anao matotra f0na ane eto amty fiainana ity fa mba mianiany kely ko e!!ita mints lisan oe mbola dondropory daholo!!!

  • nahoana re ry manam-pahefana adala ireto no tsy tonga dia nosamborina io GAIGY manalabaraka ny Malagasy io, izao ve no ba efa prezidan-tsika??? ireto olona mitapy maso @maloto koa no tena very remby tanteraka,mino aho fa raha nampidina pataloa teo io GAIGY io dia nifandrobaka nilelaka ny malotony aby ianareo ireo na vahoaka na mpitandro filaminana na ny mpanao politika toa dry zafy,ny alik'dravalo isany(mamy..),ry manandafy ...

    Prezida ANDRY O!!! GADRAO re ireo é!!

  • manala baraka ny St Michel o

  • saika mba hangataka hira d handefa hafatra:

    le je ne regrette rien an edith piaff atolotra oan dadatoa ao andafitsinana d dadafara eo ambony pô ary dadazefa lasa nividy paraky ao atsimo ao!!!ny hafatra d oe:tsy tiko dhl nareo!!ts maazo tehaka

  • TENA OLOUN KINDALIKA PORY DAHOLO NO MIARAKA @ TABORY, TOKON SAMBORIPORIN-DRAJOELINA ANY KINDINDRENIO, ZANY RY AVOKO PORY MIALOKALOKA AO ARINAN TABORY NEFA KINDINDRENINIO IHANY NO NAMONO NY DADANY TENA MITSENTSIN TAY DAHOLO NY MASONY RY ZAFY PORY ZANY MOU EFA NAHONGANA MBOLA MIALOKALOKA AO ARINANY PORY TSIS AZON DAMOZINA GIDRO PORY "ZAY RY DADA TGV FOANA ARY TGV ATRANY A" REFA TSY FALY ELA MIBOTSINA

  • TSY maintsy misy fôna ny ra latsaka ry bain a tsy lehilah rah ts mahay mamono ol!

Loading...

Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more