Madagasikara an'i Kristy. Ny tenin'Andriamanitra dia miantso foana an'i Madagasikara : Anaka omeo ahy ny fonao. Dia avelao ireo sampy kelinao sy ireo fombafombam-pivavahanao, Fa Izaho dia mitady ireo olona izay manompo ahy amin'ny Fanahy sy ny Fahamarinana. Dia asakasakao, fa efa natsipy ny tady eny an-tandroky ny omby , natsipy ny teny ao ampon'ny mahalala. Izahay manantsofina, Aoka izy hiheno
Link to this comment:
All Comments (0)