Alert icon
We're changing our privacy policy. This stuff matters.  Learn more  Dismiss

Ambondrona -Eny sa Tsia (Live)

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
2,484
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Aug 30, 2008

Hey, mba andraso kely ange
Te hilaza aminao aho hoe:
"Maika ve ianao?!"

Hey, vetivety fa tsy ela be
Ts'izany mantsy fa te handre
Lay valiny aho

Namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
"Aza mananihany ianao" (Fa lany fotoana aho)
Ka andraso kely hoy aho,
Fa diso ianao (fa diso ianao)
Ka mba valio aho

Toa nofinofy ihany, ny ahy raha nanontany
Toa noraisinao, ho hanihany!
Nefa tamin'ny fo, sady efa ela moa
Ka ataoko sao, mba ho ekenao koa

Hey, mba niandry ela aho
Niandry ilay valin-teninao
Ka mba lazao

Hey, izaho anie tena tia
Ka tsotra ihany "eny sa tsia"
No andrasako aminao

Namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
"Aza mananihany ianao" (Fa lany fotoana aho)
Ka andraso kely hoy aho,
Fa diso ianao (fa diso ianao)
Ka mba valio aho

Toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
Toa noraisinao, ho hanihany!
Nefa tamin'ny fo, sady efa ela moa
Ka ataoko sao, mba ho ekenao koa

Category:

Music

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (0)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more