FLM Antampontanana ANTSIRABE MADAGASIKARA Octobre 2007. The Malagasy Lutheran Church (FLM)with its now 3 million members was founded in 1867 by The Norwegian Missionary Society (NMS). This principal lutheran church in Antsirabe has about 2500 seats and is filled twice sunday morning.
Mampatsiahy ny ray amandreny efa nody mandry ilay fiangonana Tery akaikin'ny orgue ery ambany ery no fipetrahanay miaraka amin'papa sy mama, pastora RAKOTOMALALA no nitondra ny fiangonana tamin'izany ary taty aoriana dia pastora RAMILISOA .Nohon'ny adidy sy ny fitadiavana dia tsy tafaverina intsony izahay fa nonina aty Antananarivo, ankehitriny aty Frantsa za izao manoratra izao. Mirary soa hoan'ny pasitora sy ny fiangonana loterana antapontanana e! RARIJAONA Léonard
RARIJAONA 5 months ago
cool! j'assiste au culte de 6 heures tous les dimanches, faut arriver 1 heure à l'avance pour trouver une bonne place stt les dimanches de la sainte cène, avec un bébé de 1 mois c po facile ms ça vaut le coup!
lavasanga 1 year ago
Very Nice, Wonderful... Alive the Church of Jesus Christ... Alive the man of God Martin Luther.
pertencoacristo 3 years ago