Alert icon
We're changing our privacy policy. This stuff matters.  Learn more  Dismiss

Za mbola tsy miova - Didy Alfa

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
15,218
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Apr 24, 2010

Lehilahy :
A. Fa zaho mbola tsy miova, fa mbola tia Anao foana e !
Na be aza ireo manenjika ahy noho Ianao, zaho mbola tia.
Ny foko manontolo, afoiko ho Anao daholo tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaim-poana aho, zaho mbola tia.

Vehivavy : Fa zaho mbola tsy miova, fa mbola tia Anao foana e !
Na be aza ireo manenjika ahy noho Ianao, zaho mbola tia.
Ny foko manontolo, afoiko ho Anao daholo tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaim-poana aho, zaho mbola tia.

Lehilahy :
B. Na fefifefena aza aho mbola tia, tsy miova ny foko sy ny fitiavako
Fa ho Anao irery hatramin'izay sy ho mandrakizay
Na mafy sy mafaitra aza ny manjo, tsy ho kivy tsy ketraka aho manana Anao
Fiarovako fitiavako fiainako mandrakizay.

Trio
Fa zaho mbola tsy miova, fa mbola tia Anao foana e !
Na be aza ireo manenjika ahy noho Ianao, zaho mbola tia.
Ny foko manontolo, afoiko ho Anao daholo tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaim-poana aho, zaho mbola tia.

Lehilahy :
Ny fiainanay gasy Tompo ô marary
Mijaly mosary mpiatsara-velatsihy
Manao tsindrio fa lavo sy tia tena ary miavona am-po

Mivava-bava-poana ny ankamaroanay
Ka faly mitsikera ny fiainan'ny hafa
Ny vavako hasandratro hotoriko ho an'izay gasy izay.

Trio : Fa zaho mbola tsy miova, fa mbola tia Anao foana e !
Na be aza ireo manenjika ahy noho Ianao, zaho mbola tia.
Ny foko manontolo, afoiko ho Anao daholo tsy misy tambiny
Satria navotanao maimaim-poana aho, zaho mbola tia.

Trio : averina in-3 :
Fa za mbola tia, za mbola tia, tsy miova mandrakizay dooria
Satria navotanao maimaim-poana aho, za mbola tia.

Averina in-4 dia tapitra :
Fiarovako fitiavako fiainako mandrakizay Ianao
Ny vavako asandratro toriko ho an'izay gasy izay.

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (9)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • tsara be ny hiranareo. Mankfy foana dia ho tahian'i Tompo daholo e

  • tsara be locha!

  • @cyndi584 tsara be!

  • c'est mialy rakoto qui aime tsara be !

  • tsara  beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee­eeeeeeee!

  • za bola tsy

  • mahafinaritra be ity hira gasy ity

  • tsara be ilay hira!!mdrrr

  • oh !!!reveku be zanyhira zn !!!!hatsiaruvaku uln be mits !!!sady sentimental be ku lay izy eh!!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more