Aina Miray(Bodo) Ny fitiavantsika roa Kanto tokoa Nofinofy mamy soa Tsy mba ho lo Embona mameno fo Tsisy ahiahy Mety hampanahy Ny androntsika hatramin'izao Tanana tsy mifandao
Aina miray Tsy vaky lay Toa 'ty sy 'nday Lakam-pitia Fo mifangia Miara-dia
Raha vao tonga any any @ Madagascar hijery spectacle gasy foana
ZIZI9939 1 year ago
merci tsara be e tohizo
manalinarivo1 2 years ago
gasy ka manja an!!!!!!!!!!!! ambondrona mlay
kakabemaso 3 years ago