Mody tsy mijery, hay ianao mahita azy ihany be ny teny ambara, fa tsy sahy milaza ny ao am-ponao ko, izay midongy aloha mampifila kely, sady matotra fijery Ref: Tsy intsony koa izay resaka taloha na ny iray aminareo no tsy anome ny fo ny azy hono hoe mbola misy toerana
Mody tsy miteny, fihetsikao no namboarinao ty mitsikitsiky, maka fanahy nosotoninao mihintsy ny fony sao tsy azonao intsony, menatra anga hoe:MAKA LEHILAHY
moi g ossi un groupe qui essaye de se faire connaitre, mon frere cle chanteur et moile bassiste et on est malgache! mon groupe c ONI DOUSEI !
onidousei 3 years ago
pas mal!
onidousei 3 years ago