Alert icon
We're changing our privacy policy. This stuff matters.  Learn more  Dismiss

Folaka ihany (Extrait de Zana-bahoaka - Samoëla)

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
24,788
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on May 26, 2011

FOLAKA IHANY (Parole et Traduction)
La sensibilisation continue toujours. Ce morceau parle du rapport sexuel précoce et ses conséquences. Une situation qui ne cesse de prendre de l'ampleur, dans les pays en voie de développement en général et à Madagascar, en particulier

Isan'andininy :
Folaka ihany ny anao oh ! Tsy mandatsa, ary tsy mikafara aho
Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. Ela ny ela ka voa ! Izay milingilingy, dia potraka nama, tonga saina, fa saingy efa tara. Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an'ity jôba ity. Hanakory ny ho avin'ty ?

Ilay ankizivavy amin'izao fotoana ; mirongatra sady toa mamba noana ry zama ! Statistikan'ny ankehitriny, iray isan-jato ny virijiny madama an ! Iry vao oviana no niala couche, mi-acoste sady mitositosy ry akama ; iry zazakely vao firy taona ! Ny kibo mibontsina toy ny pôma ; azafady ary !

Maty fosan'ny bandy akama, kôpy jiaby ny iray tanana ry mama. Fa ikalamalalan'ny be dia be, efa bikina mbola mandehandeha. Tsy arako intsony ! Ny MST efa izy tsy izy Sida, angatra, sifilisy, tsy hay mihitsy. Fa mba fara-faharatsiny miaro-tena, pelipelika anefa dia votsa saina. Mbay tany !

Ry dada sy neny mba mihevera, rehefa voa anie ka tsisy « marche-arrière », mba jereo ! Ny zanakareo anie ka manala azy, mitrifana sahala amin'ny mpamosavy ; mba marina mafy ! Nandalo teto izy afak'omaly, efa avy nanao ny nataony tany mba kôzy ! Fa vao misy revy, dia lasa any, nefa izay lasany any dia mampamangy. Mampamangy any anatiny any !

Soratra / Mozika (A /C) : Samoëla RASOLOFONIAINA
Aponga maro anaka (Batterie) : Miora
Redona / Fihirana (Percussion / Voix) : Tiana RAINITELO
Gitara / Fihirana (Guitare / Voix) : Roger
Gitara beso / Vata maro afitsoka (Basse / Orgue) : Mika Kely

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (26)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • manambara zavatra tena misy tsara e!

  • Tena mahafinaritra e!!!!tsara sady misy ho tsakotsakoin'ny tanora!!!!!!!!!!

  • Zanako vavy 3 taona mihira mafy an' ity hihih, mirevy samoela be :)

  • marina ny anaoéééé ekena ééé

  • Manaiky za e!

  • zava-misy marina e!

    mlay e!!!

  • mlay be e!

  • ekena e!

  • matotra b ben an!

  • tsara a

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more