hihihihi mataotra mafy ny HAT ka milaza fa misy terroristes ndray eto madagasikara, hita mazava ny lalana é, dia lazaina fa ny vahoaka manohana ny ara-dalana no terroriste? HAHA fa raha haverina ny tantara i Rajoelina izany tsy azo ahongana nefa izy no JIOLAHIMBOTO namono olona sy nampihorohoro indray raha ny tantaran'i madagasikara no jerena? 3 volana tao anaty vono_olona, halatra, fandrobana dia mitaky indray ny vahoaka ny hialany dia lazaina fa terroriste? Tohizo ny tolona é!!!!
tolona tsy manjary nenao ka, ny olona miana ny fiainany daolo aty fa qq 1000 personnes no tsisy atao fa very seza!!! dé ao am magro eee
77cyres 2 years ago
hihihihi mataotra mafy ny HAT ka milaza fa misy terroristes ndray eto madagasikara, hita mazava ny lalana é, dia lazaina fa ny vahoaka manohana ny ara-dalana no terroriste? HAHA fa raha haverina ny tantara i Rajoelina izany tsy azo ahongana nefa izy no JIOLAHIMBOTO namono olona sy nampihorohoro indray raha ny tantaran'i madagasikara no jerena? 3 volana tao anaty vono_olona, halatra, fandrobana dia mitaky indray ny vahoaka ny hialany dia lazaina fa terroriste? Tohizo ny tolona é!!!!
MalagasyGirl 2 years ago