N°1 MALAGASY CHARTS 2007 BY AINA COOK - "Tantara taloha" -
Loading...
64,753
Uploader Comments (duw1203)
see all
All Comments (60)
-
Beautiful song...Interesting how 2 peoples separated by almost 9000 km of ocean have the same roots in their languages. Greetings from your distant brothers and sisters in far away South East Asia.
-
tsara be
-
tsara io hira io sad ef matotr tsar...
-
milay le hira sy tsara feo fa elle se la pête un peu!
-
tena manga feo be!
Ngaha Amerikana koa izy? Gaga be aho. Fa mipetraka any Madagasikara izy, raha tsy diso aho.
-
@trixiepop100 she is malagasy mixed American but she speaks also malagasy
-
your malagasy
-
love
Loading...
I asked Aina to translate the title of this song for me into English. She thought for a while, and said that some words don't translate well into English but she would think about it. Before she left I never got an answer. Can anyone here translate the title into English for me?
LithuaniaMania 3 years ago
Hello you!!! Just trying to translate or to explain the title of the song to you. "Tantara taloha" means, in this context, "an old love story" which would never repeat itself again because of many reasons. Among them is the fact that the lady has found another love which would give her all that she wanted. Hope that this satisfies you. Happy and prosperous new year by the way. Bye.
duw1203 3 years ago
Bravo duw!
tsara be amiko: feo, vid = kalitao avo lenta
tsy ratsy: mozika = kalitao avo lenta fa ilay mampiavaka azy (originality) dia mbola azo hatsaraina raha te hanafika ny tsena iraisam-pirenena. Mila asiana feo (sound) gasy kely mampiavaka azy angamba: valiha? marovany? angorodao? cf. Nicolas, or Silo for arrangements
Soso-kevitra: ataovy @ teny anglisy ny hira fa tena manana avenir interna : afrika atsimo, usa, gb, etc.
mountblow 3 years ago
Misaotra anao ry mountblow nametraka hafatra sy nanome torohevitra. Miezaka ny manao ny tsara hatrany mba hampisondrotra ny mozika malagasy izay manana loko maro afaka mahafaly ny mpankafy rehetra. Efa nihira tamin'ny teny anglisy hatrany MISS AINA COOK - nanomboka tamin'ny album voalohany (2003), notohizany tamin'ny album faharoa (2007) - izy rahateo moa safiotra malagasy - amerikanina!!! Mankasitraka anao manohana ny kanto ezahinay apetraka na dia sarotra be aza izany. TRATRA NY ASARAMANITRA!
duw1203 3 years ago
cool special effects
tsiresyRavaliniarivo 3 years ago
thanxxx 4 ur comment!!! speak to u soon.
duw1203 3 years ago