Loading...
Uploaded by rabehasy on Jul 10, 2009
sambatra::Rambao
Music
Standard YouTube License
Tena tsara sy kanto mihintsy. Mampanembona. Tsy manana fahaiza-mamorona toy izany loatra ny tanora ankehitriny. Ny mampalahelo dia Ingahy Rambao tsy mety mikalo azy ireny intsony.
sramanahadray 1 year ago
Marina zany, sady mba misy henoina na ny tononkira na ny feo.
soanaja 1 year ago
Milay ihany ange ny taloha raha jerena e ! Ny ankehitriny no mampimehy
Ravaka 1 year ago
Load more suggestions