Alert icon
We're changing our privacy policy. This stuff matters.  Learn more  Dismiss

Mamela heloka

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
17,274
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Apr 10, 2009

No description available.

  • likes, 1 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (10)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • Tena tsara be lay hira. Tsy mankaleo na henona foana aza.Misaotraeeeeeeeeeeee

  • Tena tsara ary mampivavaka . Sambatra izay miaiky ny helony . Ho ambin'Andriamanitra hatrany ianareo

  • facebook Tarika Vetsonkira raha mba te hifandray aminay nareo e

  • tena tsara be ilay hira d tsara be koa ny feonareo 3 lahy. "SAMBATRA IZAY VOAVELA NY HELONY SY VOASARONA NY FAHOTANY, SAMBATRA IZAY TSY ISAIN' I JEHOVAH HELOKA SADY TSY MISY FITAKA NY FANAHINY"  Salamo32:1-2

  • misaotra Jesoa ô

  • Ça va, tena tsara, merci

  • I LOVE IT ! thank you so much

  • TSRA E! mahavelonaina tokoa

    Misaotra Tompo malala o!

    apetrako eo ampelatananao ny fiainako manontolo

  • Mamela heloka isan'andro Ianao Jesoa zoky be fitia!

    Nefa, nefa re indrisy fa lotoiko fa lotoiko tamin'ny otako!

    Ref:

    o o o Miantsoantso aho hoe: Ray malala a o!

    o o o Atsangano aho(2x) f'efa trotraka!

    Tsaroako dia tsaroako eny!

    Ny hadisoako, zoky be fitia

    Nefa nefa re indrisy fa fiadanana, fa fiadanana  no katsahiko!

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more