Alert icon
We're changing our privacy policy. This stuff matters.  Learn more  Dismiss

VM 09-07-2011

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
32 views
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Jul 9, 2011

Nampivory ny TIM tao Antehiroka ny Birao politika TIM tao amin'ny espace Safran. Tonga tamin'izany fitoana izany ny Dep. Jules ANDRIAMAHOLISON Mamy Tiana RAVELONANOSY ary ny Ben'ny tanana RANDRIANARISON Patricia A. Nilaza ny Ben'ny tanana fa Antehiroka no voalohany amin'ny fanohanana ny Filoha Ravalomanana. Nampirisika ny mpikambana TIM teny an-toerana ho tonga eny amin'ny kianja ny dep May Tiana. Nisy ny fanazanvana nentin'i Dokotera Jules Mahakasika ny fehinkevitra nataon'i CPS. Honihina amin'ny herinandro ambony ny sori-dàlana ho an'i Madagasikara satria tsy mifanaraka tamin'ny fehinkevitry ny SADC ny hevitra nentin'ny mpanelanelana

Magro: Aoka samy hanendry tsara ny ekipany ny ankolafy tsirairay. Tsy maintsy atao eto Madagasikara ny fanaovana sonia farany araka ny lazain'i Printsy Elakovelo

Category:

News & Politics

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (0)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
Loading...

Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more