misaotra é! tanora ohatranareo no ilaina hanavao ny finoana sy hitarika ny tanora hanamafy ny finoana katoloka, mahereza é! ary enga anie hitohy hatrany
Amen !!! nous le savons Seigneur que jusqu'à maintenant Tu travailles encore pour nous, Tu prépares de la place pour nous, Tu intercèdes sans cesse pour nous auprès du Seigneur !!!! Merci Seigneur, our Closest Friend !!!!! Glory, Glory, Glory to You alone, merci les garçons, très beau travail !!!!! Que Dieu vous bénisse !!!!!
mahafinaritra ny kanto ataonareo, tsy mahafehy azy ny teny "mahafinaritra"! Tohizo, dia ho ela velona Vetson-kira!
ziktah 1 week ago
tsara be e
nasolobeatrice 2 months ago
misaotra é! tanora ohatranareo no ilaina hanavao ny finoana sy hitarika ny tanora hanamafy ny finoana katoloka, mahereza é! ary enga anie hitohy hatrany
randrianasolop 7 months ago
Misaotra amin'ny feo kantonareo 5 mirahalahy entinareo hiderana an'Andriamanitra ..
berita372 8 months ago
Tsy mitsahatra ny hankalaza Azy isika ! Misaotra ny fifampizarana !
mitovy 9 months ago
tsara be e
traneando 10 months ago
merci a tous
nathacialove 1 year ago
Mafinaritra be ny mijery anareo 5 lahy, .. tohizo e! nanentanentana tsara...
Nanah48 1 year ago
Amen !!! nous le savons Seigneur que jusqu'à maintenant Tu travailles encore pour nous, Tu prépares de la place pour nous, Tu intercèdes sans cesse pour nous auprès du Seigneur !!!! Merci Seigneur, our Closest Friend !!!!! Glory, Glory, Glory to You alone, merci les garçons, très beau travail !!!!! Que Dieu vous bénisse !!!!!
heavenlydad 1 year ago
hira fisaorana tamin'ny Komonio Voalohany 1991, Misaotra Jesoa 21 ans déja
thade9441 1 year ago