kalvary ( FLM Tanora Itaosy)

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
6,889
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Sep 30, 2010

FLM Tanora Itaosy

Category:

Music

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (5)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
  • na iza na iza ary na inona na inona, tsy misy ary tsy hisy na oviana na oviana hahafoy ny aina ho fanavotana ny hafa. Misaotra Jesosy fa voavidinao t@rànao zay. Deraina mandrakizay ny anaranao masina.

  • Raha toy izany no vitan'ny Tompo, nitiavany antsika, maty teo amin'ny hazo fijaliana, na ny lanitra aza nikatona, inona no ataoko, inona no mba ataonao ho azy, moa ve isika tena nanome ny tsara indrindra ho azy sy hitia tahaka ny fitiavany antsika ?

  • mafinaritra be ny hery sady mamelombelona ny Fanahy, isaoran'Andriamanintra ao an-tampon'ny loha

    

  • atolory ny Tompo reto ny fonareo a! misy Andriamanitra, tia anao izy ary tsy manary na oviana na oviana

  • hira fanoloran-tena feno.Vavaka fanoloran-tena.Iriko mba ho vavaka fanoloran-tenanao koa.

    Mankahery ny mpamorona ampiasa ny talentany ho amin ny fiderana toy itony.

Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more