otran'ny adala, refa resy tsy mba may mijanona fa milalala etsy sy eroa eo!
Aiza dada e? Mbola tsy ampy azy anga ny volaNAY gasy nangalariny e? fa mbola tsy ampy azy ve ny olona maty novonoiny e? fa mbola inona indray no hiverenany eto? fito taona tsy nandroso fa nihemotra, sehoseho ivelany fotsiny, izay zanaka mahitahita ihany no tafa! Mieritrereta ry vendrana isany a! eny e, marina ny anareo fa nahazo tombony sy ranony tany moa koa, fa mbola ho ranonjavatra hafa no ho azonareo!!!!

audrey3720 1 year ago 2