Reportage en 2 vidéos. La durée de ce document a été réduite afin qu'il puisse être visionné sur YOUTUBE. VOIRen ligne rebondissements judiciaires sur l'AVIS DE RECHERCHE AINA.FLASH BACK OMBAY MIATDY est la suite donnée à une des RUBRIQUES OMBAY MITADY de l'émission LA MATINALE diffusée chaque jour à MADAGASCAR, produite par RL COMMUNICATION et présentée par Lalaina RAMANANDRAIBE.
Mba fantatrareo moa fa aty Canada tsy mahazo mikasi-tanana ny ankizy ny ray amandreny?ampianarina any am-pianarana mihitsy ireo ankizy mba hianatra hiantso 911(urgence) raha sendra misy kapoka mahazo azy. Kanefa dia hita fa mbola avancé lavitra be noho isika ireto vazaha amin'ny lafiny rehetra, mivoatra kokoa ny sainy?conclusion azoko amin'izay dia ny hoe tsy dia ilaina ny mikapoka fa resahana tsara sy ampisainana tsara ny zaza dia mahazo, sady misy fomba maro hafa tsy mandratra anasaziana zaza.
Joelaniravo 4 months ago