Nanjaka nandritry ny 33 toana i Ranavalomanjaka.Tao anatin'izany fotoana izany dia niharo foana izy mba itazoman'i Madagasikara ny fahaleovantenany.
Nitondra fihovana be ihany koa teo amin'ny fiainan'i malagasy i Ranavalona.Nandritry ny nanjakany dia maro indusrie noforonina.Izy ihany koa no nanambotra ny lapan' ny manjakamiadana.
Grande figure de la royauté malgache, la Reine Ranavalona était, est ,et restera un grand symbole du nationalisme et de la lutte pour l'indépendance de Madagascar.Durant son long règne de 33 ans elle ne cèdera aucune partie du territoire aux étrangers.Sous Ranavalona Madagascar comme les grands pays 'Europe entrera dans l'ère industrielle.Ranavalona se fera construire également un palais d'une taille colossale, le Palais de la Reine ou le Rova de Manjakamiadana.
As European colonists scrambled for control of Africa, a leader arose in the red island of Madagascar, the Queen Ranavalona
The ocean shall be the boundary of my realm, and I will not cede the thickness of one hair of my realm!"she said
She rapidly undid most of Radama's reforms and terminated trade agreements with English and French representatives.
During her long reign, she fought for the Madagascar's independance.
@michael45414 ny tantara mirakitra anaty boky tsy ho vitan'izaniza hovaina ary ny "Royaume du milieu" no nanana basy sy soavaly tamzany lol
vailea100 3 months ago
Ho fitondrana avo ny Fanjakana Malagasy dia nanao sonia amin'ny anaran'i Madagasikara amin'ny fifampirarana hiarahana amin'ny Anglisy ny Mpanjaka avy eo Iaarivo, mba ampisehoana fa resin'i Lafrantsa ny fanjakana Malagasy mahaleo-tena dia ny Rovan'i Majakamiadana no notafihina farany satria tao ny fanjakana Malagasy. Ny mpanjanaka dia tsy tafiditra teto Madagasikara raha ny tantara avy any toamasina nohon'ny Mandan-dRadama, tafatsofoka kosa anefa avy any avaratra.Malagasy itsika rehetra
dinaramiara 3 months ago
reine nareo ao Tananarivo ihany fa tsy reine de madagascar zany sa adre ve adaladala ? tsy reine nay tany diego zany ary i Radama zany tsy mpanjakanay avy any diego velively
michael45414 4 months ago
@tsotsoko Marina eh!
ainaratsisalovanina 5 months ago
@ainaratsisalovanina dain koa!
tsotsoko 5 months ago
Amin'ny ankapobeny dia tsara ny hevitr'i Ranavalona I, miaro ny tanindrazany amin'ny vahiny saingy amin'ny maha vehivavy azy dia tsy nahita lavitra izy fa akaiky loatra, vokany nosalovanin'ny "hova" izay @ ankapobeny ny lafiny ara-barotra no sahaniny teo amin'ny fitondrana ny toeran'ny "andriana" .Famintinana: ny nisian'ny Mpanjaka vehivavy no nahatonga an'i Madagasikara ho lasan'ny frantsay dia izao iaraha-mahita izao.
ainaratsisalovanina 8 months ago
Ny fifangaroan'ny Hova sy ny Andriana no naharava ny fanjakana Merina sy Madagasikara.
TheBaiser77 1 year ago 2
diso tanteraka ny tantara soratanao fa mba hovao! Ny vadin'i Radama dia Rasalimo zanaka vavitokan'i Ravahiny sy Ramasoandro mpanjakan'ny Menabe, niteraka izireo ka ny anarany dia Itsimandriambovoka sy Raketaka. Itsimandriambovoka dia novonoin'Drambolamasoandro sy Ranavalona, i Iketaka natao gadra an-trano. Ny fanonganam-panjakana izay nataon'i Ranavalona sy ireo Hovas(Raniharo, sns..) no nahatonga antsika mahantra satria i Ranavalona dia tsy niharo ny firenena izany fa nisakana ny fandrosoana.
TheBaiser77 1 year ago
fa le hira mba tokony hira malagasy am'zay mifanaraka tsara, manana tsara koa ny malagasy e!
MrLaolo 1 year ago