fakampanahy apost

Loading...

Sign in or sign up now!
Alert icon
Upgrade to the latest Flash Player for improved playback performance. Upgrade now or more info.
145 views
Loading...
Alert icon
Sign in or sign up now!
Alert icon

Uploaded by on Jan 23, 2012

indray andro tao @ sahan' ny edena nahita lisy iray nahafatifaty ny haniny ny tsikiny ny bikany nanintona anao avokoa vola hozatra hiainana hanatanterahana izay tiana hatao kanjo tena ny tsikiny fangolika hanamaizana mandrakizay. Efa h@ andro voalohany no efa meloka isika voafitak'ilay paoma iray. Menarana mpaka fo tsy nampatsiaro azy hangatsiaka voasintony t@ hazo feno lay. Tsimaintsy tratran'ny fankampanahy izay manenjika avy ao aoriana mitondra fahoriana mampilanja fijaliana mampisotro ny rano tsy tiana fankampanahy. Fa indraindray toa tsy mampino ahy toa misy olona iray tsy mba mitondra fofony ankory na dombaravarana fa avy hatrany dia mitsotsotsotso toa vinanto tsy mahare fosa ianao amizany lasa ambony loatra toy ny tsy eto an-tany. Efa h@ andro voalohany no efa meloka isika voafitak'ilay paoma iray. Menarana mpaka fo tsy nampatsiaro azy hangatsiaka voasintony t@ hazo feno lay. Mamely tsy nahy fankampanahy misy maminy ihany anefa ka andramo raha sahy. Fa fankampanahy izay mampatsiahy. Asiany daholo na vavy na lahy. Taolana ny nify ka mba mihomehy, fa tsy tahaka ny banga mihomehy alina na soavaly tapakofehy ka tsy afaka hirehareha. Maso orona sofina vava aretina mitondra ny fankampanahy mifindra io sarotra tsaboina ary mety tsy ho sitrana faniriana ihany anefa ny hadio tsy misy pentina isika anefa tsy misy anjely fa voavola t@ nofo sy rà . FANKAMPANAHY FANKAMPANAHY

Category:

Music

Tags:

License:

Standard YouTube License

  • likes, 0 dislikes

Link to this comment:

Share to:
see all

All Comments (0)

Sign In or Sign Up now to post a comment!
Loading...
Alert icon
0 / 00Unsaved Playlist Return to active list
    1. Your queue is empty. Add videos to your queue using this button:
      or sign in to load a different list.
    Loading...Loading...Saving...
    • Clear all videos from this list
    • Learn more