hayoh... avaty @Raboussa ho fihovana...
manomboka androany.. ho pandressy ambony pandressy!
raha mba vavaka ny ataoko hiadrandrainan'izay fahombiazana
fa maninona ny valimbavako miefara @ny hidy vazana?
fa mbola andrasana; 'lay fihovana atr'izay tsy namako
tsy mbola nadramako fa mandrapiah no tohizako ny lalako
fa maninona no misy ny mahantra dia misy ny manank'arena?
fa maninona ny loko mbola misy mena ambon'ny mena?
fa maninona no atr'izay no alahelo fôna no nisoratako?
fa maninona no atr'izao misy fandresena sasany tsy mety ho fantatro?
fa zakako! Manomboka androany ao hiarak'@ fihovana
mba ho mendrika Raboussa isak'izao mihodina eraka'ny tanana
@'zay ao ho hadmizana ho pandresy tsy maty finoana
hiavak'@ rehetra-rehetra ny herin'tsaiko, tsy azo lotoina
goavana! tsy azo kasiana nefa... misetrasetra!!
fa ny anatin'ràhako mikorina ny soratra ho bônetra
@rehetra rehetra... manomboka androany 'zay dia hisesy'sesy...
ho mpandresy ambonin'ny mpandresy!
ref (x2):
na hendrika tomany aza tany ho mandrak'izay
vômaika milay! Ny anarako dorana fa tsy mahy
zay.. fa aty amiko ny fihovana hisesy'sesy!
ho mpandresy ambonin'ny mpandresy!
Raboussa! elà ilay natentika nihaina tao anatin'ny mangidy
elà ilay athorana fa mahita volana alohan'ny biby
elà ilay niavaka raha tao anatin'ny fiaraha'monina
elà tsy nikôzy oe hejana fa na dia zany aza tsy azao snogonina
ambony ny herin'tsain'là na dia betsaka aza ny kita-kita
fa ny fihainana, fahendrena, tsy maintsy ho resin'ny maditra
fa ho tafita.'zay ilay heta-heta mihôtan'ny finoana
zà tsy milona. mandalo ny fotoana fa ny anarako tsy maty vonoina
raha misy manakiana; alao zany ho an'ry lerony
fa ny tantara mihetsara tarafin'ny masoandro avy any ambony
zay ny heta-hetan'ny fony, fa nahiko tsy horava
vao mipotra dia efa fandresena no hita misoratra eny @tava
tsy hilaina miteny na kôzy iray fotsiny avy ao am'bava
fa zà ilay mazava, anatin'ny haizina, 'zay fotsiny dia ampy hilaza
tsy an'zaza... manomboka androany 'zay dia hisesy'sesy...
ho mpandresy ambonin'ny mpandresy!
ref (x2):
Misia ny fihovana! hitoetra fôna ato anatiko
mba afahako mandresy 'zao rehetra-rehetra 'zay tsy tantiko
dia ny honjo'honjoko mandeha singany'ny hay hisinda 'lem..
@zay ahy ho bônetra rakin'ny efa nokôzin'drà baina!
dia ny ratsy omaly, androany iny ho lavo rary
haingam'panahy sy ny aren'tsaiko anisan'zava'bohary
ho zanahary.lalako hizorako tsisy fikimpina
enoko! ny fihovana anatiko ao mimpitsika mangiana
fihafin'ny tomany. taloha anisan'ny fahazarana
fa ho tafita dia tsy laitran'ny balan'ny fananarana
'zay ny anarany.midika ho fandresena ho mandrak'izay
teneniko fôna-fôna in-telo, in-droa, in-dray!
dia na lavo aza tsy hiondrika va vômaika hitraka
@zay fotoana izay no atsapako fa zà no tompon'ny dàka
mangina ny tsy mazaka... manomboka androany 'zay dia hisesy'sesy...
ho mpandresy ambonin'ny mpandresy!
ref (x2):
Quel prétentieux!!!
maizina23 11 months ago
@maizina23 C'est pas de la prétention c'est une figure de style, ça s'appelle de "l'égotrip" en rap! L'égotrip est utilisé par bon nombre de grand rapeurs. Je me permet de vous dire qu'avant d'écouter un genre musical il faut en savoir toutes ses caractéristiques... ^^
TheSuprmdog 1 month ago
zay mintsy no nanaovako anazy eo satria zà ko efa ela no nitady fa tsy nahita... ;0)
sixé.....
TheSuprmdog 1 year ago