Omeko anareo, ny fiadanako
Omeko tsisy fetra, ny fitiavako
Ianareo mifankatia, no tena mpianatro
Mahay mifamela, mahay mifana soa.
Ô sambatra, sambatra,
Izay mifankatia
Fa ety an-tany sahady
Misantatra ny lanitra
Ny tenako ho sakafonareo
Ny nofoko ho fihinanareo
Ny rako ho fanasana ny ota
No antoki ny fiainanareo.
Link to this comment:
All Comments (0)