Je pense que tous les Malgaches connaissent ce groupe merveilleux .
Rahoviana ianao re tiana
no hiverina indray
hafaliana miaro hakiviana
no hiandrasako izay andro izay
Ry Bôzy ô, aiza ianao..
fa ny foko efa lao miandry
aman-taona ilay andro
ny andro sy fotoana ahitako masoandro.
Asa lahy raha izao no ho sahy
hamitaka anao, ataoko fa tsy hisy
tsy hisy izany indrisy
satria (2) mamiko ianao
Ry Bozy ô, hafaingana fa ianao
no fiadina ilaina hamerina
indray eto an-tavako ny tsikiny
fahiny re-rahavako
Ry Bozy ô, ianao irery no toky sy hery
aiza nao ry bozy a!!!!
tanjoniavo 1 year ago
J'ai toujours adoré cette chanson. Elle est vraiment trop belle.
Misaotra tompoko (certes, c'est une formule de politesse mais au fond de moi, c'est comme si je devais être redevable ou appartenant à quelqu'un. Bref, tsetsatsetsa tsy haritra fotsiny ny ahy)
ovalie38 1 year ago