efa ho folo taona izao no nandaozako anao ry taniko!na lavitra anefa ny enalenalena ny any sy ny aty, antenaiko fa mbola hiaona ihany sika e! eugénie.
@abdadben C'est super ca! Tous les comoriens sont nos freres/voisins. Si vous appreciez ce genre de musique, c'est que vous avez aussi le malgache dans l'ame!
mbola vo 5 volana zay d efa te hody sahady ra Malagasy...
masisokely 3 weeks ago
manina anao aho Gasikarako ô!
Faly aho Jesosy, Ray tsy Manam-paharo, tianao Gasikara <3
kami55junior 3 months ago
manja foana e
rainitsima 3 months ago
misaotra rabehasy a... tena mamelombelona mihitsy e... AINA
TheAinaFS 6 months ago
mankasitraka e ! milay
tsymitapy 11 months ago
efa ho folo taona izao no nandaozako anao ry taniko!na lavitra anefa ny enalenalena ny any sy ny aty, antenaiko fa mbola hiaona ihany sika e! eugénie.
lazajens 1 year ago
Na dia lavitra aza ianao ts adiko mandrakizay!ary mbl ho avy!
mon ile de reve
mmahery 1 year ago
na dia lavitr aza ianao ts adinoko mandrakizay ary mbl iverenako iany ko!
mmahery 1 year ago
sur zuk a!
tsirimihaja 1 year ago
@abdadben C'est super ca! Tous les comoriens sont nos freres/voisins. Si vous appreciez ce genre de musique, c'est que vous avez aussi le malgache dans l'ame!
arajoharison 1 year ago